TSY EO INTSONY
[Refrain]
Manirery aho vao nilaozanao
Mangina fa tsy misy namana
Izay jereko tsy hisy hahasolo anao
Ny hafaliako toa nifarana
[Verse 1]
Nanjavona nitsahatr'avy ireo hafaliana
F'enao mantsy liana amin'ny tianao
Dia nanohy azy any ianao
Nifindra lavitr'any ianao
Nandeha nisitaka leo ny fisiako ianao
Sorena ka dia nandao dia izao
[Chorus]
Tsy eo intsony
Tsy eo intsony ianao
Tsy eo intsony
Tena tsy eo intsony
[Refrain]
Manirery aho vao nilaozanao
Mangina fa tsy misy namana
Izay jereko tsy hisy hahasolo anao
Ny hafaliako toa nifarana
[Verse 2]
Lasa ianao nandao ny tany
Tsy hipody intsony
Embona no sisa
Lasa ianao nandao ny tany
Tsy hipody intsony
Alahelo sisa
[Chorus]
Tsy eo intsony
Tsy eo intsony ianao
Tsy eo intsony
Tena tsy eo intsony
[Outro]
Ah
Tsy eo intsony
Tsy eo intsony
Tsy eo intsony
Tsy eo,tsy eo intsony
Tena,tena tsy eo intsony
Manirery aho vao nilaozanao
Mangina fa tsy misy namana
Izay jereko tsy hisy hahasolo anao
Ny hafaliako toa nifarana
[Verse 1]
Nanjavona nitsahatr'avy ireo hafaliana
F'enao mantsy liana amin'ny tianao
Dia nanohy azy any ianao
Nifindra lavitr'any ianao
Nandeha nisitaka leo ny fisiako ianao
Sorena ka dia nandao dia izao
[Chorus]
Tsy eo intsony
Tsy eo intsony ianao
Tsy eo intsony
Tena tsy eo intsony
[Refrain]
Manirery aho vao nilaozanao
Mangina fa tsy misy namana
Izay jereko tsy hisy hahasolo anao
Ny hafaliako toa nifarana
[Verse 2]
Lasa ianao nandao ny tany
Tsy hipody intsony
Embona no sisa
Lasa ianao nandao ny tany
Tsy hipody intsony
Alahelo sisa
[Chorus]
Tsy eo intsony
Tsy eo intsony ianao
Tsy eo intsony
Tena tsy eo intsony
[Outro]
Ah
Tsy eo intsony
Tsy eo intsony
Tsy eo intsony
Tsy eo,tsy eo intsony
Tena,tena tsy eo intsony