🔥 Earn $600 – $2700+ Monthly with Private IPTV Access! 🔥
Our affiliates are making steady income every month:
IptvUSA – $2,619 • PPVKing – $1,940 • MonkeyTV – $1,325 • JackTV – $870 • Aaron5 – $618
💵 30% Commission + 5% Recurring Revenue on every referral!
👉 Join the Affiliate Program Now Nantenainay haharitra
Ny fiarahana tety
Fitiavana, firaisam-po
Faharetana
Toa samy nifampizarana
Avokoa ireo
Kanjo lasa ianao !
Mamy raha ny fiarahana
Na ny tsiky na ny sento
Nahatsapà na fahasambarana
‘Zay tsy hain’iza hofantarina
Ref : Kanefa izao, raha lasa ianao
Dia mbola hotohizanay hatrany
Ireo efa vita, kinasantsika
Hanomezana hasina
Ho anao ‘lay namana tsy foy
Nefa nandao anay
Ry Nantenaina maminay
(tena namanay …)